Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 18-B

Ny Vola sy ny Lanjany

Ny Vola sy ny Lanjany
FILAHARANY

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo

Gera (1⁄20 sekely)

0,57 g

Gera 10 = beka 1

Beka

5,7 g

Beka 2 = sekely 1

Pima

7,8 g

Pima 1 = 2⁄3 sekely

Vato mizana sekely

Sekely

11,4 g

Sekely 50 = farantsa 1

Farantsa

570 g

Farantsa 60 = talenta 1

Talenta

34,2 kg

Darìka (persianina, volamena)

8,4 g

Ezra 8:27

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika

Leptona (jiosy, varahina na halimo)

1⁄2 kadrana

Lioka 21:2

Kadrana (romanina, varahina na halimo)

Leptona 2

Matio 5:26

Asariona (romanina sy ny faritaniny, varahina na halimo)

Kadrana 4

Matio 10:29

Denaria (romanina, volafotsy)

Kadrana 64

3,85 g

Matio 20:10

= Karama 1 Andro (12 ora)

 Drakma (grika, volafotsy)

3,4 g

Lioka 15:8

= Karama 1 Andro (12 ora)

Didrakma (grika, volafotsy)

Drakma 2

6,8 g

Matio 17:24

= Karama 2 Andro

Tetradrakma tany Antiokia

Tetradrakma tany Tyro (Sekely volafotsy tany Tyro)

Tetradrakma (grika, volafotsy; nantsoina koa hoe statera volafotsy)

Drakma 4

13,6 g

Matio 17:27

= Karama 4 Andro

Farantsa

Drakma 100

340 g

Lioka 19:13

= karama 100 andro eo ho eo

Talenta

Farantsa 60

20,4 kg

Matio 18:24

Apokalypsy 16:21

= karama 20 taona eo ho eo

Livatra (romanina)

327 g

Jaona 12:3

‘Menaka manitra nilanja iray livatra, narda tena izy’