Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 9

Ny Tranolay Masina sy Mpisoronabe

Ny Tranolay Masina sy Mpisoronabe
FILAHARANY

Firafitry ny Tranolay Masina

  1. 1 Vata (Ek 25:10-22; 26:33)

  2. 2 Ridao (Ek 26:31-33)

  3. 3 Andry Fihantonan’ny Ridao (Ek 26:31, 32)

  4. 4 Masina (Ek 26:33)

  5. 5 Masina Indrindra (Ek 26:33)

  6. 6 Lamba Fanakonana (Ek 26:36)

  7. 7 Andry Fihantonan’ny Lamba Fanakonana (Ek 26:37)

  8. 8 Faladia Varahina (Ek 26:37)

  9. 9 Alitaran’ny Emboka Manitra (Ek 30:1-6)

  10. 10 Latabatry ny Mofo Aseho (Ek 25:23-30; 26:35)

  11. 11 Fitoeran-jiro (Ek 25:31-40; 26:35)

  12. 12 Lamba Vita Amin’ny Rongony (Ek 26:1-6)

  13. 13 Lamba Vita Amin’ny Volon’osy (Ek 26:7-13)

  14. 14 Rakotra Vita Amin’ny Hoditr’ondry (Ek 26:14)

  15. 15 Rakotra Vita Amin’ny Hoditra Faoky (Ek 26:14)

  16. 16 Rafitra (Hazo) (Ek 26:15-18, 29)

  17. 17 Faladia Volafotsy Itsatohan’ny Rafitra (Hazo) (Ek 26:19-21)

  18. 18 Barany (Ek 26:26-29)

  19. 19 Faladia Volafotsy (Ek 26:32)

  20.  20 Kovetabe Varahina (Ek 30:18-21)

  21. 21 Alitaran’ny Fanatitra Dorana (Ek 27:1-8)

  22. 22 Tokotany (Ek 27:17, 18)

  23. 23 Vavahady (Ek 27:16)

  24. 24 Fefy Lamba Vita Amin’ny Rongony (Ek 27:9-15)

Mpisoronabe

Hazavain’ny Eksodosy 28 ny akanjon’ny mpisoronabe teo amin’ny Israely