Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 16-B

Ny Fiainan’i Jesosy Farany Teto An-tany (Fizarana 2)

Ny Fiainan’i Jesosy Farany Teto An-tany (Fizarana 2)
FILAHARANY

12 Nisana

MODY MASOANDRO (Mifarana sy manomboka amin’ny filentehan’ny masoandro ny andro jiosy)

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Nitokana niaraka tamin’ny mpianany

  • Niomana ny hamadika i Jodasy

MODY MASOANDRO

13 Nisana

MODY MASOANDRO

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Nanomana ny Paska i Petera sy Jaona

  • Tonga i Jesosy sy ireo apostoly ny takariva

MODY MASOANDRO

14 Nisana

 MODY MASOANDRO

  • Nihinana ny Paska niaraka tamin’ny apostoly

  • Nanasa ny tongotry ny apostoly

  • Nandroaka an’i Jodasy

  • Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy

  • Nosamborina tao amin’ny zaridainan’i Getsemane

  • Nandositra ny apostoly

  • Notsarain’ny Fitsarana Avo, tao an-tranon’i Kaiafa

  • Nanda an’i Jesosy i Petera

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo indray

  • Tany amin’i Pilato, avy eo i Heroda, ary tany amin’i Pilato indray

  • Voaheloka ho faty, ary novonoina tao Golgota

  • Maty tamin’ny telo tolakandro tany ho any

  • Nesorina ny fatiny ary nalevina

MODY MASOANDRO

15 Nisana (Sabata)

MODY MASOANDRO

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Nanaiky hanisy mpiambina teo amin’ny fasan’i Jesosy i Pilato

MODY MASOANDRO

16 Nisana

MODY MASOANDRO

  • Nividy zavamaniry mani-pofona indray

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Natsangana tamin’ny maty

  • Niseho tamin’ny mpianany

MODY MASOANDRO