Fandalinana ny Soratra Masina

Zima

Malagasy
Zima
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1233

Zima

Zima

(Zìma).

Levita taranak’i Gersona. (1Ta 6:20) Mety ho izy ihany ilay Zima voaresaka ao amin’ny 1 Tantara 6:42. Raha mandingana anarana maro (toy ny mahazatra) io fitanisana anarana io, dia mety ho io Zima io ihany koa ilay voaresaka ao amin’ny 2 Tantara 29:12, ary taranany i Joa, ilay nanampy tamin’ny fanadiovana ny tempoly tamin’ny andron’i Hezekia.