Fandalinana ny Soratra Masina

Ziha

Malagasy
Ziha
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1232

Ziha

Ziha

(Zìha).

1. Fianakaviana voatonona voalohany tamin’ireo Netinima niala tany an-tsesitany, ary niara-niverina tamin’ny Israelita tany Joda tamin’ny 537 T.K.​—Ezr 2:1, 2, 43; Ne 7:46.

2. Iray tamin’ireo roa lahy niandraikitra an’ireo Netinima niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona.​—Ne 11:21.