Fandalinana ny Soratra Masina

Zibona

Malagasy
Zibona
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1231

Zibona

Zibona

(Zibôna) [Hyena; mety hidika hoe Zanaka Hyena (Ny hyena dia biby mitovitovy amin’ny alikadia.)].

Lehibem-poko tao Seira. (Ge 36:20, 29, 30; 1Ta 1:38, 40b) Zafikeliny i Oholibama vadin’i Esao. (Ge 36:2, 14, 24, 25) Mba hahitana ny antony ilazana an’i Zibona ho Hivita sady Horita dia jereo ny HORITA.