Fandalinana ny Soratra Masina

Zebina

Malagasy
Zebina
/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1221

Zebina

Zebina

(Zebìna) [Azo [izany hoe novidina]].

Taranak’i Nebo velona taorian’ny sesitany. Nanambady vehivavy hafa firenena i Zebina sy ny rahalahiny enina, nefa nandroaka an’ireny noho ny torohevitr’i Ezra.​—Ezr 10:43, 44.