Fandalinana ny Soratra Masina

Somatita

Malagasy
Somatita
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 915

Somatita

Somatita

(Somatìta).

Iray amin’ireo fianakaviana tao Kiriata-jearima, izay azo inoana fa taranak’i Joda avy tamin’i Kaleba sy Sobala.​—1Ta 2:19, 50, 52, 53.