Fandalinana ny Soratra Masina

Sify

Malagasy
Sify
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 876

Sify

Sify

(Sifỳ) [avy amin’ny fototeny midika hoe “be dia be”].

Lehilahy avy amin’ny fokon’i Simeona izy, sady rain’ny mpiadidy iray nanitatra ny kijanan’ny fokony, tamin’ny fotoana nanjakan’i Hezekia.​—1Ta 4:24, 37-41.