Siftana
(Siftàna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mitsara”].
Rain’i Kemoela mpiadidy. I Kemoela no nisolo tena ny fokon’i Efraima rehefa nozaraina tamin’ny fokon’ny Israely ny Tany Nampanantenaina.—No 34:17, 18, 24.

Fandalinana ny Soratra Masina