Fandalinana ny Soratra Masina

Selomota

Malagasy
Selomota
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 859

Selomota

Selomota

(Selomòta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “fiadanana”].

1. Lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy. Anisan’ny taranak’i Gersona zanak’i Levy io fianakaviambe io.​—1Ta 23:6, 7, 9.

2. Levita Kehatita teo amin’ny fianakaviamben’i Jizara, ary nantsoina koa hoe Selomita.​—1Ta 23:12, 18; 24:22.

3. Levita taranak’i Mosesy avy tamin’i Eliezera zanany lahy. Notendren’i Davida i Selomota sy ny rahalahiny hiandraikitra ny zava-tsarobidy efa nohamasinina, anisan’izany ireo zavatra azo babo rehefa niady ny Israelita. (1Ta 26:25-28) Nantsoina koa hoe Selomita izy.