Fandalinana ny Soratra Masina

Selita

Malagasy
Selita
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 858

Selita

Selita

(Selìta) [An’i Sela].

Fianakaviana taranak’i Sela ary anisan’ny fokon’i Joda. (No 26:20) Misy manam-pahaizana milaza fa “Selita” (fa tsy “Silonita” araka ny soratra nataon’ny Masoreta) no tokony ho hita ao amin’ny Nehemia 11:5, izay misy ny lisitr’ireo nonina tao Jerosalema taorian’ny sesitany.