Fandalinana ny Soratra Masina

Sekondo

Malagasy
Sekondo
/assets/ct/29206d32a6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 857

Sekondo

Sekondo

(Sekondô) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Faharoa”].

Kristianina avy any Tesalonika niaraka tamin’i Paoly namakivaky an’i Makedonia hatrany Azia Minora. Namarana ny diany misionera fahatelo i Paoly tamin’izay, mety ho tamin’ny lohataonan’ny taona 56. Tsy voalaza hoe hatraiza izy no niaraka tamin’i Paoly.​—As 20:3-5.