Fandalinana ny Soratra Masina

Sabteka

Malagasy
Sabteka
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 779

Sabteka

Sabteka

(Sabtèka).

Zanakalahin’i Kosy, ary ny anarany no voatonona fahadimy. Anisan’ny razamben’ireo fianakaviana 70 velona taorian’ny Safodrano izy. (Ge 10:7, 32; 1Ta 1:9) Azo inoana fa nanorim-ponenana tany amin’ny faritra atsimon’i Arabia na tany Etiopia ny taranany, saingy tsy fantatra hoe taiza marina.