Fandalinana ny Soratra Masina

Sabera

Malagasy
Sabera
/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 779

Sabera

Sabera

(Sabèra) [mety hidika hoe Tapaka; Potika; Rava].

Zanakalahin’i Kaleba tamin’i Maka vadikeliny, ary anisan’ny fokon’i Joda.​—1Ta 2:48.