Fandalinana ny Soratra Masina

Rofosy

Malagasy
Rofosy
/assets/ct/e5be1b2cc6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 765

Rofosy

Rofosy

(Rofòsy) [Mena].

1. Rahalahin’i Aleksandra, ary zanakalahin’ilay Simona noterena hitondra ny hazo fijalian’i Jesosy.​—Mr 15:21; Lk 23:26.

2. Kristianina tany Roma, “ilay voafidy ao amin’ny Tompo.” Nataon’i Paoly mampamangy i Rofosy sy ny reniny, izay nolazain’i Paoly hoe “reniny sady reniko.”​—Ro 16:13.