Fandalinana ny Soratra Masina

Regema-meleka

Malagasy
Regema-meleka
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 753

Regema-meleka

Regema-meleka

(Regèma-melèka).

Ny iray tamin’ireo lohandohany roa nirahin’ny mponin’i Betela taorian’ny sesitany, mba ‘hitady sitraka tamin’i Jehovah’, sy hanontany raha tokony hifady hanina toy ny mahazatra izy ireo. Nitranga roa taona mahery talohan’ny nahavitan’ny tempoly izany.​—Za 7:1-3; Ezr 6:15.