Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Refaela
Refaela
(Refaèla) [Nanasitrana Andriamanitra].
Zanakalahin’i Semaia lahimatoan’i Obeda-edoma. Voatendry ho mpiandry vavahady i Refaela sy ireo rahalahiny, ka izy ireo no niandraikitra ny trano fitehirizana entana teo atsimon’ny toerana masina.—1Ta 26:4, 7, 8, 15.