Fandalinana ny Soratra Masina

Pova

Malagasy
Pova
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 700

Pova

Pova

(Pòva).

Zanakalahin’i Isakara, sady razamben’ny fianakavian’ny Povita. (Ge 46:13; No 26:23) Soratana hoe Poha koa ny anarany ao amin’ny 1 Tantara 7:1.