Fandalinana ny Soratra Masina

Pinona

Malagasy
Pinona
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 694

Pinona

Pinona

(Pinôna).

Iray amin’ireo lehibem-poko avy tamin’i Esao (Edoma). (Ge 36:40-43; 1Ta 1:51, 52) Misy milaza fa tsy anaran’olona ireo anarana tanisain’ireo andininy ireo, fa anaran-toerana na anarana nanjary niantsoana ilay faritra na tanàna niadidian’ireo lehibem-poko ireo.​—Jereo TIMNA No. 3.