Fandalinana ny Soratra Masina

Pima

Malagasy
Pima
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 694

Pima

Pima

(pìma).

Saran’ny fandranitana fitaovana metaly notakin’ny Filistinina tamin’ny Israelita. (1Sa 13:20, 21) Toa lanja ilay pima. Hita tamin’ny vatomizana vitsivitsy nofongarina tany Palestina ireo renisoratra ao amin’ny hoe “pima”, tamin’ny soratra hebreo tranainy. Milanja 7,18 ka hatramin’ny 8,13 g izy ireny. Tokotokony ho roa ampahatelon’ny sekely àry ny pima iray.