Fandalinana ny Soratra Masina

Pereza-oza

Malagasy
Pereza-oza
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 674

Pereza-oza

Pereza-oza

(Perèza-òza) [midika hoe “Tapaka ny Fihavanana Amin’i Oza”].

Anarana nomena an’ilay famoloan’i Kidona (tao Nakona), rehefa novonoin’i Jehovah teo i Oza. Tsy nanaja ny Vata masina mantsy i Oza, rehefa nalaina tany Kiriata-jearima izy io mba hoentina any amin’ny Tanànan’i Davida. (2Sa 6:4-10; 1Ta 13:6-11) Tsy fantatra izay tena nisy an’i Pereza-oza.