Fandalinana ny Soratra Masina

Palty

Malagasy
Palty
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 652

Palty

Palty

(Paltỳ) [fanafohezana ny hoe Paltiela].

1. Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Benjamina, ary voafidy ho anisan’ireo 12 lahy hijery taratra ny tany Kanana tamin’ny 1512 T.K. Zanak’i Rafo izy.​—No 13:2, 3, 9, 27-33.

2. Jereo PALTIELA No. 2.