Fandalinana ny Soratra Masina

Ozny

Malagasy
Ozny
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 643

Ozny

Ozny

(Ôznỳ) [mety ho fanafohezana ny hoe Azania].

Zanakalahin’i Gada. Izy no razamben’ny fianakaviamben’ny Oznita, izay anisan’ireo voasoratra anarana tamin’ilay fanisam-bahoaka faharoa tany an-tany efitra. (No 26:15, 16) Ezbona no iantsoana an’i Ozny ao amin’ny lisitra voalohany misy ny taranak’i Gada. Tsy mitovy ny nanoratana ny anarana sasany ao amin’io lisitra io sy ny ao amin’ny Nomery.​—Ge 46:16.