Ozay HANDEFA Ozay (Ozày) [fanafohezana ny hoe Azania]. Rain’i Palala. Nanampy an’i Nehemia nanorina indray ny mandan’i Jerosalema io Palala io.—Ne 3:25.