Nikanora
(Nikanòra) [mety hidika hoe Mpandresy].
Anisan’izy fito lahy “feno fanahy masina sy fahendrena”, izay neken’ny apostoly hizara sakafo isan’andro teo anivon’ny fiangonan’i Jerosalema.—As 6:1-6.

Fandalinana ny Soratra Masina