Fandalinana ny Soratra Masina

Nekoda

Malagasy
Nekoda
/assets/ct/b025754cdb/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 579

Nekoda

Nekoda

(Nekòda) [Sada].

1. Razamben’ny Netinima sasany niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.​—Ezr 2:1, 43, 48; Ne 7:46, 50.

2. Razamben’ny olona sasany ‘tsy afaka nilaza ny fiaviany sy ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy.’ (Ezr 2:59, 60; Ne 7:61, 62) Tsy hita any amin’ny lisitra hafa misy ny anaran’ireo niverina avy tany an-tsesitany ny anaran’i Delaia sy Tobia ary Nekoda miaraka. Olona hafa mihitsy àry ity Nekoda ity fa tsy ilay No. 1.