Fandalinana ny Soratra Masina

Naray

Malagasy
Naray
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 560-561

Naray

Naray

(Narày) [mety ho fanafohezana ny hoe Nearia, izay midika hoe “Ankizilahin’i Jah (Tovolahin’i Jah)”].

Zanak’i Ezbay sady lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. (1Ta 11:26, 37) Mety ho izy ihany ilay “Paray Arbita” resahin’ny 2 Samoela 23:35, izay toa andininy mifanitsy amin’ny 1 Tantara 11:37.