Naharay
(Naharày).
Berotita, anisan’ireo mpitondra fiadian’i Joaba. Anisan’ny lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida izy.—2Sa 23:24, 37; 1Ta 11:26, 39.

Fandalinana ny Soratra Masina