Fandalinana ny Soratra Masina

Molida

Malagasy
Molida
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 430

Molida

Molida

(Molìda) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miteraka; lasa rain’i”].

Lehilahy avy amin’ny fokon’i Joda, ary taranak’i Hezrona avy tamin’i Jeramela. Zanak’i Abisora tamin’i Abihaila vadiny i Molida.​—1Ta 2:4, 5, 9, 25-29.