Fandalinana ny Soratra Masina

Milkoma

Malagasy
Milkoma
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 417

Milkoma

Milkoma

(Milkôma) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mpanjaka”].

Toa izy ihany ilay Moleka, andriamanitry ny Amonita. Nanorina toerana avo ho an’i Milkoma sy ny andriamani-kafa i Solomona Mpanjaka tamin’izy niala tamin’ny fivavahana marina, rehefa hifarana ny fanjakany.​—1Mp 11:4, 5, 7, 33; 2Mp 23:13; jereo MOLEKA.