Fandalinana ny Soratra Masina

Milalay

Malagasy
Milalay
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 417

Milalay

Milalay

(Milalày).

Levita mpitendry zavamaneno, ary anisan’ny nandray anjara tamin’ny filaharam-be ho fitokanana an’ilay mandan’i Jerosalema voaorina indray tamin’ny andron’i Nehemia.​—Ne 12:31, 36.