Fandalinana ny Soratra Masina

Meleka

Malagasy
Meleka
/assets/ct/e5be1b2cc6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 383

Meleka

Meleka

(Melèka) [Mpanjaka].

Iray amin’ireo zanakalahin’i Mika, ary taranak’i Saoly mpanjakan’ny Israely. Zafiafin’i Jonatana zanakalahin’i Saoly izy.​—1Ta 8:33-35; 9:39-41.