Melatia HANDEFA Melatia (Melatìa) [Nanafaka i Jah]. Gibeonita nanampy tamin’ny fanamboarana ny simba tamin’ny mandan’i Jerosalema, teo ambany fiadidian’i Nehemia, tamin’ny 455 T.K.—Ne 3:7.