Mehida
(Mehìda).
Razamben’ny fianakaviana iray anisan’ny Netinima. Nisy “taranak’i Mehida” niala tany Babylona ka niverina tany Joda niaraka tamin’i Zerobabela, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 43, 52; Ne 7:54.

Fandalinana ny Soratra Masina