Fandalinana ny Soratra Masina

Matenay

Malagasy
Matenay
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 373

Matenay

Matenay

(Matenày) [fanafohezana ny hoe Matania, izay midika hoe “Fanomezan’i Jehovah”].

1. Israelita anisan’ireo “taranak’i Hasoma” nanambady vehivavy hafa firenena, nefa nandroaka an’ireny tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 10:25, 33, 44.

2. Israelita anisan’ireo “taranak’i Bany” nandroaka ny vadiny hafa firenena, tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 10:25, 34, 37, 44.

3. Mpisorona tamin’ny andron’i Joiakima. Izy no lohan’ny fianakaviamben-dry Joariba.​—Ne 12:12, 19.