Fandalinana ny Soratra Masina

Marota

Malagasy
Marota
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 364

Marota

Marota

(Maròta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mangidy”].

Tanàna noresahin’i Mika tamin’izy naminany momba ny sazy hampiharin’i Jehovah amin’i Jerosalema sy Joda. (Mi 1:12) Tsy fantatra izay nisy azy io. Misy milaza fa izy io ihany ilay Marata resahin’ny Josoa 15:59.