Fandalinana ny Soratra Masina

Makbena

Malagasy
Makbena
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 310

Makbena

Makbena

(Makbèna).

Hita ao amin’ny lisitry ny taranak’i Kaleba tamin’i Maka vadikeliny io anarana io. Antsoina hoe “rain’i Makbena sy Gibea” i Seva zanak’i Maka. (1Ta 2:48, 49) Misy mpivaofy teny milaza fa mety ho anaran-tanàna i Makbena ka i Seva no nanorina azy na ‘rainy’, satria maro ny anaran-tanàna ao amin’io lisitra io.