Fandalinana ny Soratra Masina

Libny

Malagasy
Libny
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 276

Libny

Libny

(Libnỳ) [avy amin’ny fototeny midika hoe “fotsy”].

1. Zafikelin’i Levy, sady zanakalahin’i Gersona (Gersoma). (Ek 6:17; 1Ta 6:17) Razamben’ny fianakaviana levita iray izy (No 3:18, 21; 1Ta 6:19, 20), ary antsoina koa hoe Ladana.​—1Ta 23:6, 7; 26:21.

2. Levita taranak’i Merary avy tamin’i Maly.​—1Ta 6:29.