Fandalinana ny Soratra Masina

Kitlisa

Malagasy
Kitlisa
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 175

Kitlisa

Kitlisa

(Kitlìsa).

Tanàna tany Sefela, tao amin’ny anjara lovan’i Joda. (Js 15:33, 40) Misy milaza fa mety ho i Kirbet el-Magaz (Mishlat Maʼahaz), 7 km any atsimoandrefan’i Lakisy, i Kitlisa.