Fandalinana ny Soratra Masina

Kislota-tabara

Malagasy
Kislota-tabara
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 171

Kislota-tabara

Kislota-tabara

(Kislòta-tabàra) [Andilan’i [izany hoe tehezan’i] Tabara].

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Zebolona. Toa anarana hafa niantsoana an’i Kesolota ny hoe Kislota-tabara. (Js 19:12, 18) Maro no milaza azy io ho i Iksal (Kislota Tavara), 3 km any atsimoatsinanan’i Nazareta, eo am-pototry ny Tendrombohitra Tabara, ka mety ho avy amin’izany no niavian’ilay anarana.