Kehelata
(Kehelàta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “fiangonana”].
Toerana iray nitobian’ny Israelita tamin’izy ireo nirenireny tany an-tany efitra. (No 33:22, 23) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy io.

Fandalinana ny Soratra Masina