Fandalinana ny Soratra Masina

Kasifia

Malagasy
Kasifia
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 150

Kasifia

Kasifia

(Kasifìa) [mety hidika hoe Toeran’ny Mpanefy Volafotsy].

Toerana tany Babylonia. Toa teo akaikin’izy io ireo Jiosy avy natao sesitany no tafavory, rehefa hiverina any Jerosalema niaraka tamin’i Ezra, tamin’ny 468 T.K. (Ezr 8:17-20) Resahin’ny Baiboly fa tao i Ezra no naka Levita sy Netinima, rehefa nitoby teo amoron’ny reniranon’i Ahava izy ireo. Tsy resahiny kosa raha tanàna na faritra i Kasifia.