Fandalinana ny Soratra Masina

Karta

Malagasy
Karta
/assets/ct/29206d32a6/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 150

Karta

Karta

(Kàrta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “tanàna”].

Tanàna nomena ny Levita Merarita avy tamin’ny anjara lovan’i Zebolona. (Js 21:34) Misy mihevitra fa i Katata ihany izy io.​—Js 19:15.