Fandalinana ny Soratra Masina

Jonama

Malagasy
Jonama
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 92

Jonama

Jonama

(Jonàma).

Razamben’i Maria renin’i Jesosy. Taranak’i Davida avy tamin’i Natana i Jonama. Velona tamin’ny andron’i Asa Mpanjaka tany ho any angamba izy.​—Lk 3:23, 30, 31.