Fandalinana ny Soratra Masina

Jizrahia

Malagasy
Jizrahia
/assets/ct/2fee4a8a5e/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 59

Jizrahia

Jizrahia

(Jizrahìa) [Mamirapiratra i Jah].

1. Anisan’ny taranak’i Isakara avy tamin’i Tola.​—1Ta 7:1-5.

2. Mpiandraikitra an’ireo mpihira tamin’ilay fety nankalazana ny nahavitan’ny mandan’i Jerosalema, izay naorin’i Nehemia indray.​—Ne 12:42.