Jiria
(Jirìa) [Mahita i Jah].
“Zanak’i Selemia zanak’i Hanania”, ary manamboninahitra mpiambina ny Vavahadin’i Benjamina tao Jerosalema. Nosamboriny i Jeremia, ary nampangainy ho nikasa hitolo-batana tamin’ny Babylonianina.—Je 37:13, 14.

Fandalinana ny Soratra Masina