Fandalinana ny Soratra Masina

Jasiela

Malagasy
Jasiela
/assets/ct/579af9cf16/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1241

Jasiela

Jasiela

(Jasièla) [Hanao Anie Andriamanitra; Nanao Andriamanitra].

1. Mezobaita anisan’ny lehilahy maherin’i Davida, ary ny bokin’ny Tantara Voalohany ihany no miresaka momba azy.​—1Ta 11:26, 47.

2. Andrianan’ny fokon’i Benjamina tamin’ny fotoana nanjakan’i Davida. Zanakalahin’i Abnera izy, izany hoe, zanak’olo-mpiray tam-po izy sy i Saoly Mpanjaka.​—1Ta 27:21, 22.