Fandalinana ny Soratra Masina

Jamleka

Malagasy
Jamleka
https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d71826a198/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1229

Jamleka

Jamleka

(Jamlèka) [[Andriamanitra] Anie Hampanjaka].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Simeona, ary nanitatra ny faritanin’ny fokony hatrany amin’ilay lohasaha tany akaikin’i Gedora, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.​—1Ta 4:24, 34, 38-41.