Fandalinana ny Soratra Masina

Jambra

Malagasy
Jambra
/assets/ct/a63ae92c98/images/syn_placeholder_sqr.png
it p. 1228

Jambra

Jambra

(Jàmbra).

Anisan’ireo nanohitra an’i Mosesy tany Ejipta. Azo inoana fa iray tamin’ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina, tao an-dapan’i Farao, izy.​—2Ti 3:8; Ek 7:11; jereo JANA.